Share video :
Raha ianao no Mpamorona... hanaiky izao tsy rariny rehetra izao ve ianao?
Raha mahatsapa izany fanaintainana izany ianao, dia tsy irery - maro no manontany tena ny ami'izany toa anao Toa tsy rariny ny fiainana... Kanefa moa vé hitsara ny antsasak'ilay tantara fotsiny ihany isika? Misy antony ao ambadiky ny fanaintainana sy ny tsy rariny tsapantsika. Ny toa korontana ankehitriny dia mety ho toko iray amin'ny tantara tsy vita. Ny ao ambadiky ny fitsapana rehetra dia misy fahendrena miafina na dia tsy mbola hitan'ny masontsika aza izany. Manontania tena hoe: Inona no tanjon'ny fitsapana ahy? Ary iza no hanome rariny ahy amin'ny farany?
baixar
Os videos
English watch
español watch
Filipino watch
Français watch
Hausa watch
italiano watch
ភាសាខ្មែរ watch
lingála watch
português watch
Kinyarwanda watch