شارك المقطع :
Saina tsy misy mpamorona... Andramo manamboatra paoma!
Ny fandaharam-potoana dia manondro mpandrindra; ny hatsaran-tarehy dia manondro mpanakanto.
Ka inona no bitsibitsihan'ny fieritreretanao ?
Moa vé afaka misy zavatra azo avy amin'ny tsy misy?
Na dia ny atôma kely indrindra aza dia manana endrika... manambara inona aminao izany?