Share video :
Saina tsy misy mpamorona... Andramo manamboatra paoma!
Ny fandaharam-potoana dia manondro mpandrindra; ny hatsaran-tarehy dia manondro mpanakanto. Ka inona no bitsibitsihan'ny fieritreretanao ? Moa vé afaka misy zavatra azo avy amin'ny tsy misy? Na dia ny atôma kely indrindra aza dia manana endrika... manambara inona aminao izany?
baixar
Os videos
English watch
español watch
Filipino watch
Français watch
Hausa watch
italiano watch
lingála watch
português watch